Tsenatsika · NRB Tech

-10 % amin’ny kaomandinao miaraka amin’ny kaodyNRB10

Miantsena

Fampiharana Android

Mividiana, mivarota ary mahazoa avy amin’ny findainao

Ny fampiharana maimaimpoana an’ny tsenan’i Madagasikara: mividiana sy mivarota, mandoava amin’ny Mobile Money na rehefa tonga ny entana, ary mahazoa crédit amin’ny Miantsena Ads.

Hampidina ny fampiharana

Nampidinina 25Version 1.2.0 · 105,7 Mo · maimaimpoana

Version
1.2.0
Habe
105,7 Mo
Rafitra
Android 5+

Miantsena manontolo ao am-paosinao

  • Efijery feno

    Fampiharana tena izy, tsy misy barre navigateur.

  • Fampandrenesana

    Kaomandy, fandoavana ary hafatra mivantana.

  • Fividianana mora

    Mobile Money na aloa rehefa tonga.

  • Miantsena Ads

    Mahazoa crédit isan’andro.

  • Bonus androany

    Valisoa isaky ny fitsidihana.

  • Maivana sy haingana

    Latsaky ny 2 Mo, vaovao foana.

Apetraho amin’ny dingana 4

Avy amin’ny tranonkalanay mivantana no ametrahana ny fampiharana fa tsy avy amin’ny Play Store: mangataka alalana i Android amin’ny voalohany.

  1. 1

    Ampidino

    Tsindrio ny « Hampidina ny fampiharana ». Raha manontany i Chrome, safidio ny « Télécharger quand même ».

  2. 2

    Sokafy ny rakitra

    Sokafy ny « Miantsena.apk » avy amin’ny fampandrenesana na ny fampiharana « Fichiers ».

  3. 3

    Omeo alalana ny fametrahana

    Raha angatahin’i Android, ampandehano ny « Autoriser depuis cette source » ho an’i Chrome (indray mandeha ihany), dia miverena.

  4. 4

    Apetraho ary sokafy

    Tsindrio ny « Installer », avy eo ny « Ouvrir ». Hiseho eo amin’ny efijery fandraisanao i Miantsena.

Vaovao amin’ny version 1.2.0 · 30 octobre 2026

  • Boost de vos produits sur la page Facebook de Miantsena et dans les groupes
  • Prix au kilo, au sac, au daba, au kapoaka… et prix de livraison avant d’acheter
  • Marché de gros, achats groupés et appels d’offres

Fampiharana azo antoka

Aza ampidinina afa-tsy avy amin’ny miantsena.nrbtech.site. Voasonian’i NRB Tech izy ary alalana roa ihany no angatahiny: Internet sy fampandrenesana. Tsy miditra amin’ny nomeraonao, SMS, sary na rakitra. Raha misy fampitandremana avy amin’ny Play Protect, dia satria tsy avy amin’ny Play Store fotsiny izy.

Dian-tanan’ny rakitra (SHA-256)3a821f5127b37e6fe8888dfd5144553032ca345d52c1259d8771bc2a1196d637

Asao ny havanao

Zarao ity pejy ity: miseho miaraka amin’ny sary tsara amin’ny WhatsApp sy Facebook ny rohy.

WhatsAppFacebookMessenger

Tsy manana Android? Mandeha ao amin’ny navigateur koa i Miantsena: sokafy ny tranonkala.